Manam-bahiny ny podcast Afaka. Tsy iza izany fa i Davida Rakotomalala Mpandraharaha-Mpanabe ary Malagasy mpifindra monina tahaka azy ireo ihany. Mizara vina sy ny traikefany amintsika izy androany mikasika ny tombotsoa mety ho azo amin'ny fampiasana ny fifandraisandavitra eo amin'ny asa maro isan-karazany; izay azo atao n'aiza n'aiza (télétravail)."
Our guest Davida shares about his experience around working remotely and its benefits.